Alkitab, Nyanyian Rohani, Rencana bacaan harian dalam bahasa Malagasi dalam satu aplikasi, ditujukan untuk penutur bahasa Malagasi (Madagaskar) di seluruh dunia
Baiboly & Fihirana (Alkitab & Nyanyian Rohani)
Vakiteny isan'andro (Rencana Bacaan Harian)
Diksioneran'ny Baiboly (Kamus Alkitab)
Amin, ankapobeny
• Aplikasi Nohafainganina ny fanokafana ny - tsy miandry ela tahaka ny teo aloha intsony ianao rehefa manokatra azy
• Nohatsaraina ny sinkronisasi rehetra mankaty aminay — afaka miverina mahita any aoriana any izay rehetra noraisinao
Baiboly
• Namboarina manakaiky kokoa ny fangatahan'ny rehetra ny fanokafana Baiboly
• Fikarohan-teny: safidy vaovao handaminana ny valiny araka ny fisehon'ny teny ao amin'ny Baiboly
• Nampidirina ny fanokafana ao amin'ny Diksioneran'ny Baiboly, ary namboarina ny fanokafana Fanamaritana
• Famindrana vakiteny efa novidiana mora kokoa ho amin'ny fitaovana hafa
• Raha manana vakiteny mihoatra ny iray ianao dia afaka mitsinjara izany amin'ny telepon hafa
• Vakiteny eo amin'ny pejy voalohany notsinjaraina isan'ambaratongany
Fihirana
• Namboarina manakaiky kokoa ny fangatahan'ny rehetra ny fanokafana Fihirana
• Nohalehibiazina ny fisafidianana raha hira SWOT, Tsanta na Antema no sokafana
• Famakiana hira haingana kokoa raha navesatra izany teo aloha
Lisitra
• Tombol “Hampidirina amin’ny fandaharana” eny rehetra eny
• Tsy mila miverina eo amin'ny pejy voalohany intsony raha hanokatra zavatra hafa
• Novakiana farany: 5 farany eo amin'ny pejy voalohany, ary lisitra feno ny nosokafanao tao anatin'ny 30 andro (azo hamafana)
• Fikarohan-teny haingana kokoa
Naoty
• Famakiana Baiboly avy hatrany eo am-pandraisana negara
Baiboly & Fihirana Protestanta memiliki kualitas terbaik di kelasnya. Sangat memuaskan.
Baiboly & Fihirana Protestanta selalu memberikan pengalaman terbaik setiap kali saya gunakan.
Baiboly & Fihirana Protestanta adalah pilihan terbaik yang pernah saya buat. Tidak ada yang bisa mengalahkan.
Baiboly & Fihirana Protestanta adalah pilihan yang tepat. Sangat memuaskan!
Baiboly & Fihirana Protestanta memberikan pengalaman terbaik. Tidak ada yang bisa menyaingi.